348 B
348 B
Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Andriamanitra dia manome toromarika an'i Mosesy ny amin'ireo zavatra ao amin'ny trano-lay fihaonana.
diloilo tsy mifangaro vita tamin'ny oliva
"menaka oliva tsy mifangaro"
fanilo
Io dia manondro ny jiro na ny jiro ao amin'ny trano-lay masin'i Yaveh. DH: "ny jiro izay ao amin'ny trano-lay fihaonana"