plt_tn/lev/23/12.md

537 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

roa ampahafolon'ny efaha

Ny iray efaha dia 22 litatra. DH: "efatra litatra sy tapany"

iray ampahefatry ny hina

Ny iay hina dia 3,7 litatra. DH: "iray litatra"

nendasina na tsotra

"na vary nandrahoina na manta"

Ho lalàna raikitra amin'ny taranak'ireo vahoakanareo ...izany

Io dia midika fa izy ireo sy ny taranany dia tsy maintsy mankatò io didy io mandrakizay. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 3:15.