# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # roa ampahafolon'ny efaha Ny iray efaha dia 22 litatra. DH: "efatra litatra sy tapany" # iray ampahefatry ny hina Ny iay hina dia 3,7 litatra. DH: "iray litatra" # nendasina na tsotra "na vary nandrahoina na manta" # Ho lalàna raikitra amin'ny taranak'ireo vahoakanareo ...izany Io dia midika fa izy ireo sy ny taranany dia tsy maintsy mankatò io didy io mandrakizay. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 3:15.