20 lines
867 B
Markdown
20 lines
867 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
|
|
|
|
Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ireo mpisorona.
|
|
|
|
# diloilo fanosorana
|
|
|
|
Io dia famantarana fa ilay diloilo dia ampiasaina amin'ny lanonana fanamasinana ny mpisoronabe. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava.
|
|
|
|
# izay efa nandrarahana diloilo teo amin'ny lohany, ary izay efa nohamasinina
|
|
|
|
DH: "Izay efa nadrarahan'izy ireo diloilo fanosorana ny lohany ary efa nohamasinina"
|
|
|
|
# aoka tsy hampisarakorako ny volony na handriatra ny akanjony
|
|
|
|
Ny fisarakorakoam-bolo sy ny fandrovitana akanjo dia mariky ny fisaonana. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava.
|
|
|
|
# Aoka ...tsy handao ny faritry ny fitoerana masin'
|
|
|
|
Io dia tsy midika fa tsy mahazo miala mihitsy ilay mpisoronabe. Fa kosa, Andriamanitra dia tsy mamela azy handeha mba hisaona ho eo amin'ny olona maty.
|