plt_tn/lev/19/20.md

775 B

izay voafofo ho vady

DH: "izay efa voafofo ny ho vadin'ny lehilahy hafa"

nefa tsy novidiam-panavotana na nomena ny fahafahana

DH: "kanefa tsy novidiam-panavotana na nomena fahafahan ilay ho vadiny"

aoka izy ireo hosaziana

DH: "aoka ianareo hanasazy ilay andevo vavy sy ilay lehilahy izay nandry taminy"

Aoka tsy ho vonoina izy ireo

DH: "Aoka tsy ho vonoinareo izy ireo"

Aoka hitondra ny fanatitra nohon'ny heloka ho an'i Yaveh eo amin'ny fidiran'ny trano-lay fihaonana ny lehilahy iray_ondry lahy ho fanatitra nohon'ny heloka

"Aoka hisy lehilahy iray hitondra ondry lahy iray ho fanatitra nohon'ny heloka ho an'i Yaveh eo amin'ny fidirana ao amin'ny trano-lay fihaonana"

dia ho voavela ny fahotana vitany

DH: "Yaveh dia hamela ny fahotana izay vitany"