# izay voafofo ho vady DH: "izay efa voafofo ny ho vadin'ny lehilahy hafa" # nefa tsy novidiam-panavotana na nomena ny fahafahana DH: "kanefa tsy novidiam-panavotana na nomena fahafahan ilay ho vadiny" # aoka izy ireo hosaziana DH: "aoka ianareo hanasazy ilay andevo vavy sy ilay lehilahy izay nandry taminy" # Aoka tsy ho vonoina izy ireo DH: "Aoka tsy ho vonoinareo izy ireo" # Aoka hitondra ny fanatitra nohon'ny heloka ho an'i Yaveh eo amin'ny fidiran'ny trano-lay fihaonana ny lehilahy iray_ondry lahy ho fanatitra nohon'ny heloka "Aoka hisy lehilahy iray hitondra ondry lahy iray ho fanatitra nohon'ny heloka ho an'i Yaveh eo amin'ny fidirana ao amin'ny trano-lay fihaonana" # dia ho voavela ny fahotana vitany DH: "Yaveh dia hamela ny fahotana izay vitany"