plt_tn/lev/16/29.md

20 lines
693 B
Markdown

# Ho ...anareo
Ny teny "ianareo" dia manondro ireo vahoakan'Israely.
# amin'ny volana faha-fito, amin'ny andro fahafolon'ny volana izany
Io dia volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahafolo dia manakaiky ny faran'ny volana Septambra amin'ny tetiandro tandrefana.
# ny fanavotana dia ho atao ho anareo
DH: "Hanao fanavotana ho anareo i Arona"
# mba hanadiovana anareo ...mba hadio
Ny olona izay eken'ny sitrapon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.
# Ho Sabata fitsaharana manetriketrika ho anareo izany
Io dia tsy mitovy amin'ny Sabata izay ankalazain'izy ireo izay ny andro fahafiton'ny herinandro. Io dia Sabata manokana amin'ny Andro Fanavotana.