plt_tn/lev/16/29.md

693 B

Ho ...anareo

Ny teny "ianareo" dia manondro ireo vahoakan'Israely.

amin'ny volana faha-fito, amin'ny andro fahafolon'ny volana izany

Io dia volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahafolo dia manakaiky ny faran'ny volana Septambra amin'ny tetiandro tandrefana.

ny fanavotana dia ho atao ho anareo

DH: "Hanao fanavotana ho anareo i Arona"

mba hanadiovana anareo ...mba hadio

Ny olona izay eken'ny sitrapon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.

Ho Sabata fitsaharana manetriketrika ho anareo izany

Io dia tsy mitovy amin'ny Sabata izay ankalazain'izy ireo izay ny andro fahafiton'ny herinandro. Io dia Sabata manokana amin'ny Andro Fanavotana.