plt_tn/lev/16/25.md

323 B

Tsy maintsy mandoro ...izy

"Arona dia tsy maintsy madoro"

Izay nandefa ilay azazela dia tsy maintsy manasa ny akanjony sy mandro amin'ny rano

Ilay olona dia maloto nohon'ny fikasihany tamin'ilay azazela, izay nitondra ny fahotan'ny vahoaka.

azazela

"Ny osy izay nalefa." Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 16:8.