# Tsy maintsy mandoro ...izy "Arona dia tsy maintsy madoro" # Izay nandefa ilay azazela dia tsy maintsy manasa ny akanjony sy mandro amin'ny rano Ilay olona dia maloto nohon'ny fikasihany tamin'ilay azazela, izay nitondra ny fahotan'ny vahoaka. # azazela "Ny osy izay nalefa." Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 16:8.