plt_tn/lev/15/04.md

348 B

haloto

Ny fandriana na zavatra izay ipetrahan'ny olona iray ka tsy azon'ny olona hafa kasihana dia resahin atoy ny hoemaloto ara-bakiteny.

Na iza na iza mikasika ny fandrianany ... haloto

Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

mandra- paharivan'ny andro

"mandra-pilentiky ny masoandro"