plt_tn/lev/15/04.md

12 lines
348 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# haloto
Ny fandriana na zavatra izay ipetrahan'ny olona iray ka tsy azon'ny olona hafa kasihana dia resahin atoy ny hoemaloto ara-bakiteny.
# Na iza na iza mikasika ny fandrianany ... haloto
Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
# mandra- paharivan'ny andro
"mandra-pilentiky ny masoandro"