plt_tn/lev/14/30.md

383 B

Tsy maintsy manolotra ...izy

"Tsy maintsy manolotra ...ilay mpisorona"

ilay ho diovina

DH: "ilay hodioviny"

aretin-koditra mifindra

Adikao tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 13:3 ireo teny ireo.

izay tsy mahatakatra

Adikao io mba hampazava fa ilay olona dia tsy manana vola ampy mba hividianana ny fanatitra mahazatra. DH: "izay tsy manana vola ampy mba hividianana"