plt_tn/lev/14/30.md

16 lines
383 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy maintsy manolotra ...izy
"Tsy maintsy manolotra ...ilay mpisorona"
# ilay ho diovina
DH: "ilay hodioviny"
# aretin-koditra mifindra
Adikao tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 13:3 ireo teny ireo.
# izay tsy mahatakatra
Adikao io mba hampazava fa ilay olona dia tsy manana vola ampy mba hividianana ny fanatitra mahazatra. DH: "izay tsy manana vola ampy mba hividianana"