plt_tn/lev/13/34.md

12 lines
454 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona raha misy olona voan'ny aretin-koditra i Yaveh.
# ilay aretina
Eto, "ilay aretina" dia manondro ny aretina izay eo amin'ny lohan'ilay olona na eo eo amin'ny saokany.
# tsy maintsy hanambara azy ho madio ny mpisorona ...dia hadio izy avy eo
Ny olona izay azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.