plt_tn/lev/13/34.md

454 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona raha misy olona voan'ny aretin-koditra i Yaveh.

ilay aretina

Eto, "ilay aretina" dia manondro ny aretina izay eo amin'ny lohan'ilay olona na eo eo amin'ny saokany.

tsy maintsy hanambara azy ho madio ny mpisorona ...dia hadio izy avy eo

Ny olona izay azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.