plt_tn/lev/13/18.md

498 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona raha misy olona voan'ny aretin-koditra i Yaveh.

mamontsina

Faritra manaintaina eo amin'ny hoditra izay voan'ny ny aretina.

tsy maintsy aseho an'ilay mpisorona izany

DH: "ary dia aoka izy haneho izany amin'ilay mpisorona"

tsy miantsy manambara azy ho maloto ilay mpisorona

Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.