plt_tn/lev/13/18.md

16 lines
498 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona raha misy olona voan'ny aretin-koditra i Yaveh.
# mamontsina
Faritra manaintaina eo amin'ny hoditra izay voan'ny ny aretina.
# tsy maintsy aseho an'ilay mpisorona izany
DH: "ary dia aoka izy haneho izany amin'ilay mpisorona"
# tsy miantsy manambara azy ho maloto ilay mpisorona
Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.