plt_tn/lev/13/07.md

276 B

-ny ...azy

Io dia manondro ilay olona misy aretin-koditra.

tsy maintsy manambara azy ho maloto ilay mpisorona

Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

Areti-mifindra

Adikao tahaka ny nanaovanao azy tao amin'ny 13:3.