plt_tn/lev/13/07.md

12 lines
276 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# -ny ...azy
Io dia manondro ilay olona misy aretin-koditra.
# tsy maintsy manambara azy ho maloto ilay mpisorona
Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
# Areti-mifindra
Adikao tahaka ny nanaovanao azy tao amin'ny 13:3.