plt_tn/lev/11/36.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ireo biby izay heverina ho maloto ho an'ny olona.

Ny loharano na famorian-drano ...dia hadio ihany

Ny rano avy amin'ny loharano na famorian-drano izay azon'ny olona sotroina dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.

famorian-drano izay hanangonana ny rano sotroina

DH: "Ny famorian-drano izay manangona rano fisotro"

ny fatin'ny biby maloto iray

Ny fatim-biby izay ambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika ny ho kasihana na hanin'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny izany.

dia haloto izy

Ny olona izay tsy eken'ny sitrapon'Andriamanitra satria nikasika ny iray tamin'ny fatin'ireo biby ireo dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny izy.

ny voa famboly

"ny voa izay kasainareo hambolena"

hadio ihany ireo voa ireo ... haloto ho anareo ireo

Ny voa izay ambaran'Andriamanitra ho azo ekena ny fambolen'ny olona azy dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny ireo, ary ireo izay tsy ekena dia resahina toy ny hoe maloto ireo.

Fa raha tondrahana rano ireo voa

DH: "fa raha manisy rano ireo voa ireo ianareo"