plt_tn/lev/07/07.md

12 lines
312 B
Markdown

# Mitovy ny lalàna mihatra amin'izy ireo
"mitovy lalàna ho an'ireo"
# an'ny mpisorona izay manao fanonerana amin'izy ireo
Ny anarana "fanonerana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "an'ny mpisoroana izay manolotra ny sorona mba hanonerana ny fahotan'ny olona"
# hoditra
Ny fonony na ny hoditry ny biby