plt_tn/lev/07/07.md

312 B

Mitovy ny lalàna mihatra amin'izy ireo

"mitovy lalàna ho an'ireo"

an'ny mpisorona izay manao fanonerana amin'izy ireo

Ny anarana "fanonerana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "an'ny mpisoroana izay manolotra ny sorona mba hanonerana ny fahotan'ny olona"

hoditra

Ny fonony na ny hoditry ny biby