plt_tn/lev/06/16.md

16 lines
458 B
Markdown

# Tsy maintsy hohanina ...izany
"tsy maintsy mihinana izany izy ireo"
# Aoka tsy handrahoina miaraka amin'ny lalivay izany
DH: "aza andrahoina miaraka amin'ny lalivay izay"
# fanatitro natao tamin'ny afo
DH: "fanatitra dorana"
# Na iza na iza mikasika izany dia ho tonga masina
Io dia fampitandremana an-kolaka fa ireo izay tsy taranaka lahin'i Arona dia tsy tokony hikasika izany fanatitra izany. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava.