plt_tn/lev/06/16.md

458 B

Tsy maintsy hohanina ...izany

"tsy maintsy mihinana izany izy ireo"

Aoka tsy handrahoina miaraka amin'ny lalivay izany

DH: "aza andrahoina miaraka amin'ny lalivay izay"

fanatitro natao tamin'ny afo

DH: "fanatitra dorana"

Na iza na iza mikasika izany dia ho tonga masina

Io dia fampitandremana an-kolaka fa ireo izay tsy taranaka lahin'i Arona dia tsy tokony hikasika izany fanatitra izany. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava.