plt_tn/lev/03/03.md

721 B

ny taovany

Io dia ny vavoniny sy ny tsinainy.

alalan'ireo valahiny

Io dia faritry ny vatana eo ankilan'ny hazon-damosina eo anelanelan'ny taoloan-tehezana sy ny taolan'andilana.

ny ilan'ny atiny

Io dia ny faritra boribory na lempona amin'ny aty. Io no heverina ho faritra tsara fihinana indrindra amin'ny aty. DH: "ny faritra matsiro indrindra amin'ny aty"

Hamoaka hanitra malefaka ho an'i Yaveh izany

Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7.

ho fanatitra dorana natao ho Azy amin'ny alalan'ny afo izany

DH: "ho fanatitra dorana ho an'i Yaveh izany"