# ny taovany Io dia ny vavoniny sy ny tsinainy. # alalan'ireo valahiny Io dia faritry ny vatana eo ankilan'ny hazon-damosina eo anelanelan'ny taoloan-tehezana sy ny taolan'andilana. # ny ilan'ny atiny Io dia ny faritra boribory na lempona amin'ny aty. Io no heverina ho faritra tsara fihinana indrindra amin'ny aty. DH: "ny faritra matsiro indrindra amin'ny aty" # Hamoaka hanitra malefaka ho an'i Yaveh izany Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7. # ho fanatitra dorana natao ho Azy amin'ny alalan'ny afo izany DH: "ho fanatitra dorana ho an'i Yaveh izany"