plt_tn/lev/02/08.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona mba ho azony ekena ny fanatitr'izy ireo.
# natao tamin'ireo zavatra ireo
DH: "izay namboarinao tamin'ny koba sy diloilo"
# dia hatolotra izany
DH: "dia hatolotrao izany"
# Avy eo dia ... natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh izany
Ho an'ny 2:9-10, jereo ny fomba nandikanao ny ankamaroan'ireo teny ireo ao amin'ny 2:1.
# fanati-pahatsiarovana
Ny iray tanana amin'ny fanatitra voa dia mampiseho ilay fanatitra voa iray manontolo. Izany hoe ilay fanatitra manontolo dia an'i Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io ao amin'ny 2:1.
# Ho fanatitra natao tamin'ny afo izany
DH: "Ho fanatitra dorana izany"
# hahatonga hanitra ankasitrahana ho an'i Yaveh
Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7.
# Masina tokoa amin'i Yaveh avy amin'ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Yaveh
DH: "avy amin'ny fanatitra dorana ho an'i Yaveh"