plt_tn/lev/02/08.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona mba ho azony ekena ny fanatitr'izy ireo.

natao tamin'ireo zavatra ireo

DH: "izay namboarinao tamin'ny koba sy diloilo"

dia hatolotra izany

DH: "dia hatolotrao izany"

Avy eo dia ... natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh izany

Ho an'ny 2:9-10, jereo ny fomba nandikanao ny ankamaroan'ireo teny ireo ao amin'ny 2:1.

fanati-pahatsiarovana

Ny iray tanana amin'ny fanatitra voa dia mampiseho ilay fanatitra voa iray manontolo. Izany hoe ilay fanatitra manontolo dia an'i Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io ao amin'ny 2:1.

Ho fanatitra natao tamin'ny afo izany

DH: "Ho fanatitra dorana izany"

hahatonga hanitra ankasitrahana ho an'i Yaveh

Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7.

Masina tokoa amin'i Yaveh avy amin'ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Yaveh

DH: "avy amin'ny fanatitra dorana ho an'i Yaveh"