plt_tn/lev/02/04.md

949 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona sy ireo mpisorona mba ho azony ekena ny fanatitr'izy ireo.

izay nandrahoina tamin'ny lafaoro

DH: "izay nandrahoinareo tao anaty lafaoro"

lafaoro

Io dia mety ho fitaovana poak'aty vita tamin'ny tanimanga. Arehitra ao ambanin'ilay lafaoro ny afo, ary ny hafanana no manamasaka ny koba ao anatin'ilay lafaoro.

mofo malemy vita tamin'ny koba tsara toto

Fantatra fa tsy misy lalivay ilay mofo malemy.

izay voahosotra diloilo

Adikao io andian-teny io mba hhamantarana fa ilay diloilo dia aparitaka eo amin'ilay mofo. DH: "mofo misy menaka"

Raha nandrahoina tamin'ny lasitra vy fisaka ny fanatitra voa

DH: "raha mahandro ny fanatitra voa tamin'ny lasitra vy fisaka ianao"

lasitra vy fisaka

Io dia lovia izay vita tamin'ny tanimanga na vy. Apetraka eo ambony afo ilay lovia , ary masaka eo ambon'ilay lovia ny koba.