plt_tn/lev/01/16.md

645 B

Tsy maintsy

"Ny mpisorona dia tsy maintsy"

takorobabon'izany mbamin'ny fitoerany

Ny takorobabo dia paosy eo ambanimbanin'ny tendan'ny vorona izay misy ireo sakafo mbola ho levonina.

ary hariany akaikin'ny alitara eo atsinanana izany

Eto, ny "izany" dia manondro ilay takorobabo sy ny zavatra ao anatiny.

ary hamoka hanitra malefaka ho an'i Yaveh;

Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh.

ho fanatitra natao tamin'ny afo ho Azy izany

DH: "ho fanatitra dorana ho Ahy izany" na "ho fanatitra dorana ho an'i Yaveh izany"