plt_tn/lev/01/16.md

20 lines
645 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy maintsy
"Ny mpisorona dia tsy maintsy"
# takorobabon'izany mbamin'ny fitoerany
Ny takorobabo dia paosy eo ambanimbanin'ny tendan'ny vorona izay misy ireo sakafo mbola ho levonina.
# ary hariany akaikin'ny alitara eo atsinanana izany
Eto, ny "izany" dia manondro ilay takorobabo sy ny zavatra ao anatiny.
# ary hamoka hanitra malefaka ho an'i Yaveh;
Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh.
# ho fanatitra natao tamin'ny afo ho Azy izany
DH: "ho fanatitra dorana ho Ahy izany" na "ho fanatitra dorana ho an'i Yaveh izany"