20 lines
736 B
Markdown
20 lines
736 B
Markdown
# seza fiandriananao
|
|
|
|
"ny herinao sy ny fahefanao mba hanapaka amin'ny maha-mpanjaka"
|
|
|
|
# hatramin'ny taranaka fara-mandimby
|
|
|
|
DH: "lalandava"
|
|
|
|
# Nahoana izahay no adinonao mandrakizay? Nahoana Ianao no mahafoy anay mandritra ny andro maro?
|
|
|
|
DH: "Nefa toy ny hoe hanadino anay mandrakizay na tsy hiverina aminay mandritra ny fotoana lava be Ianao!"
|
|
|
|
# Avaozy toy ny taloha ny andronay
|
|
|
|
DH: "Ataovy tsara ny fiainanay, tahaka izany taloha" na "Ataovy lehibe toy ny taloha izahay"
|
|
|
|
# raha tsy hoe efa nolavinao tanteraka izahay ary tena tezitra loatra aminay Ianao.
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) matahotra ny mpanoratra fa mety ho tezitra mafy ny hamerina azy ireo i Yaveh na 2) milaza izy fa tezitra mafy ny hamerina azy ireo i Yaveh (UDB).
|