plt_tn/lam/05/19.md

736 B

seza fiandriananao

"ny herinao sy ny fahefanao mba hanapaka amin'ny maha-mpanjaka"

hatramin'ny taranaka fara-mandimby

DH: "lalandava"

Nahoana izahay no adinonao mandrakizay? Nahoana Ianao no mahafoy anay mandritra ny andro maro?

DH: "Nefa toy ny hoe hanadino anay mandrakizay na tsy hiverina aminay mandritra ny fotoana lava be Ianao!"

Avaozy toy ny taloha ny andronay

DH: "Ataovy tsara ny fiainanay, tahaka izany taloha" na "Ataovy lehibe toy ny taloha izahay"

raha tsy hoe efa nolavinao tanteraka izahay ary tena tezitra loatra aminay Ianao.

Ireo mety ho heviny dia 1) matahotra ny mpanoratra fa mety ho tezitra mafy ny hamerina azy ireo i Yaveh na 2) milaza izy fa tezitra mafy ny hamerina azy ireo i Yaveh (UDB).