plt_tn/lam/05/08.md

497 B

Ireo andevo no manjaka eo aminay

Ireo mety ho heviny dia 1)"Ankehitriny ny olona izay manapaka eto aminay dia andevo tamin'ireo tompony tany Babylona ihany" (UDB) na 2) "Olona izay efa andevo tany Babylona no manapaka eto aminay ankehitriny."

hanafaka anay eo an-tanan'izy ireo

Eto ny teny hoe "tanana" dia manondro ny fahefana. DH: "mba hanavotra anay eo amin'ny fahefan'izy ireo"

nohon'ny sabatra any an'efitra

DH: "satria misy olona any an'efitra izay mamono ny hafa amin-tsabatra"