plt_tn/lam/05/08.md

12 lines
497 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ireo andevo no manjaka eo aminay
Ireo mety ho heviny dia 1)"Ankehitriny ny olona izay manapaka eto aminay dia andevo tamin'ireo tompony tany Babylona ihany" (UDB) na 2) "Olona izay efa andevo tany Babylona no manapaka eto aminay ankehitriny."
# hanafaka anay eo an-tanan'izy ireo
Eto ny teny hoe "tanana" dia manondro ny fahefana. DH: "mba hanavotra anay eo amin'ny fahefan'izy ireo"
# nohon'ny sabatra any an'efitra
DH: "satria misy olona any an'efitra izay mamono ny hafa amin-tsabatra"