plt_tn/lam/04/19.md

8 lines
393 B
Markdown

# Ny fofonaina eo amin'ny vavoronay
Io dia fiantsoana ny mpanjaka, izay manome fiainana ny vahoakany tahaka ny fofonaina izay mihazona ny vatana mba ho velona.
# voasambotra tao an-davak'izy ireo
Eto ny hoe "lavaka" dia manondro ny fandrik'ireo fahavalo, ny tetik'izy ireo ny hahatratra ny mpanjaka. DH: "nanao tetika mba hahazoana ny mpanjakanay ireo fahavalo, ka nisambotra azy izy ireo"