plt_tn/lam/04/19.md

393 B

Ny fofonaina eo amin'ny vavoronay

Io dia fiantsoana ny mpanjaka, izay manome fiainana ny vahoakany tahaka ny fofonaina izay mihazona ny vatana mba ho velona.

voasambotra tao an-davak'izy ireo

Eto ny hoe "lavaka" dia manondro ny fandrik'ireo fahavalo, ny tetik'izy ireo ny hahatratra ny mpanjaka. DH: "nanao tetika mba hahazoana ny mpanjakanay ireo fahavalo, ka nisambotra azy izy ireo"