plt_tn/lam/04/03.md

369 B

Na ny amboahaolo aza manolotra ny tratrany mba hampinonoana ireo zanany

Io dia midika fa ny renin'amboahaolo dia mamela malalaka ny zanak'izy ireo mba hinono.

amboahaolo

aliakadia masika, biby maloto indrindra

zanakavavin'ny oloko

Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:11.