plt_tn/lam/04/03.md

12 lines
369 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Na ny amboahaolo aza manolotra ny tratrany mba hampinonoana ireo zanany
Io dia midika fa ny renin'amboahaolo dia mamela malalaka ny zanak'izy ireo mba hinono.
# amboahaolo
aliakadia masika, biby maloto indrindra
# zanakavavin'ny oloko
Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:11.