plt_tn/lam/03/64.md

12 lines
291 B
Markdown

# Valio arak'izay nataony izy ireo, ry Yaveh
DH: "Nampijalian'izy ireo aho, ry Yaveh, koa mba ampijalio koa izy ireo ankehitriny"
# ataonao afa-baraka ny fon'izy ireo
DH: "ataovy tsy mahalala menatra izy ireo"
# avy ao ambanin'ny lanitra
DH: "na aiza na aiza misy azy ireo eto an-tany"