plt_tn/lam/03/64.md

291 B

Valio arak'izay nataony izy ireo, ry Yaveh

DH: "Nampijalian'izy ireo aho, ry Yaveh, koa mba ampijalio koa izy ireo ankehitriny"

ataonao afa-baraka ny fon'izy ireo

DH: "ataovy tsy mahalala menatra izy ireo"

avy ao ambanin'ny lanitra

DH: "na aiza na aiza misy azy ireo eto an-tany"