plt_tn/lam/03/44.md

20 lines
773 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy ny vavaka izay nanomboka tao amin'ny 3:40.
# Nandrakotra ny tenanao tamin'ny rahona Ianao mba tsy hisy vavaka afaka ho tafiditra
DH: "Nampiasainao toy ny fiarovana mba tsy hidiran'ny vavakay ny rahona"
# Nataonao toy ny lo maloto sy nolavina
Ny teny hoe "lo maloto" sy "nolavina" dia samy manondro zavatra izay tsy neken'ny olona ary nariany. DH: "Narianao tahaka fako fotsiny ihany izahay."
# teo amin'ireo firenena
Ireo mety ho heviny dia 1) fa hitan'ireo firenena hafa toy ny fako izy ireo (UDB), na 2) fa narian'i Yaveh tahaka ny fako teo amin'ireo firenena izy ireo.
# ny faharavana sy fahapotehana
Ireo teny roa ireo dia misy heviny iray ihany ary manondro ny faharavan'i Jerosalema. DH: "faharavana tanteraka."