plt_tn/lam/03/44.md

773 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny vavaka izay nanomboka tao amin'ny 3:40.

Nandrakotra ny tenanao tamin'ny rahona Ianao mba tsy hisy vavaka afaka ho tafiditra

DH: "Nampiasainao toy ny fiarovana mba tsy hidiran'ny vavakay ny rahona"

Nataonao toy ny lo maloto sy nolavina

Ny teny hoe "lo maloto" sy "nolavina" dia samy manondro zavatra izay tsy neken'ny olona ary nariany. DH: "Narianao tahaka fako fotsiny ihany izahay."

teo amin'ireo firenena

Ireo mety ho heviny dia 1) fa hitan'ireo firenena hafa toy ny fako izy ireo (UDB), na 2) fa narian'i Yaveh tahaka ny fako teo amin'ireo firenena izy ireo.

ny faharavana sy fahapotehana

Ireo teny roa ireo dia misy heviny iray ihany ary manondro ny faharavan'i Jerosalema. DH: "faharavana tanteraka."