12 lines
612 B
Markdown
12 lines
612 B
Markdown
# Andeha isika hanandratra ny fontsika sy ny tanantsika
|
|
|
|
Fomban'ny Israelita ny manandratra ny tanany rehefa mivavaka amin'Andriamanitra. DH: "Andeha hivavaka amin-kitsimpo isika ary hanandratra ny tanana"
|
|
|
|
# Nandika sy nikomy izahay
|
|
|
|
Ny teny hoe "nandika" sy "nikomy" dia misy heviny iray ihany. Rehefa miaraka ireo dia milaza fa mitovy amin'ny fandikana ihany ny fikomiana amin'i Yaveh.
|
|
|
|
# Nandrakotra ny tenanao tamin'ny hatezerana Ianao
|
|
|
|
Eto ny hatezerana dia resahina toy ny hoe fitafiana izay nanaovan'Andriamanitra. Ny Hebreo matetika dia miresaka ny fihetseham-po toy ny hoe akanjo. DH: "Tezitra Ianao."
|