plt_tn/lam/03/40.md

612 B

Andeha isika hanandratra ny fontsika sy ny tanantsika

Fomban'ny Israelita ny manandratra ny tanany rehefa mivavaka amin'Andriamanitra. DH: "Andeha hivavaka amin-kitsimpo isika ary hanandratra ny tanana"

Nandika sy nikomy izahay

Ny teny hoe "nandika" sy "nikomy" dia misy heviny iray ihany. Rehefa miaraka ireo dia milaza fa mitovy amin'ny fandikana ihany ny fikomiana amin'i Yaveh.

Nandrakotra ny tenanao tamin'ny hatezerana Ianao

Eto ny hatezerana dia resahina toy ny hoe fitafiana izay nanaovan'Andriamanitra. Ny Hebreo matetika dia miresaka ny fihetseham-po toy ny hoe akanjo. DH: "Tezitra Ianao."