plt_tn/lam/03/09.md

16 lines
463 B
Markdown

# Nobahanany...ny lalako
"tsy navelany hitsoaka Azy aho"
# vato voapaika
vato izay notapahan'ny olona amin'ny habeny mahazatra izay mitazona ny manda hiaraka sy ho mafy
# nataony ho meloka ny lalako
Ireo mety ho heviny dia 1) "ka tsy afaka handeha ho aiza" na 2) "tsy nitondra nankaiza ny lalana rehetra nandehanako"
# naviliny ny lalako
Ireo mety ho heviny dia 1) "notarihiny hiala amin'ny lalana aho" na 2) "nataony nivily any amin'ny tsy izy ny lalako"