463 B
463 B
Nobahanany...ny lalako
"tsy navelany hitsoaka Azy aho"
vato voapaika
vato izay notapahan'ny olona amin'ny habeny mahazatra izay mitazona ny manda hiaraka sy ho mafy
nataony ho meloka ny lalako
Ireo mety ho heviny dia 1) "ka tsy afaka handeha ho aiza" na 2) "tsy nitondra nankaiza ny lalana rehetra nandehanako"
naviliny ny lalako
Ireo mety ho heviny dia 1) "notarihiny hiala amin'ny lalana aho" na 2) "nataony nivily any amin'ny tsy izy ny lalako"