plt_tn/lam/02/18.md

969 B

Nitaraina...ny fon'izy ireo

Ireo mety ho heviny dia 1) "Nihiaka tamin'ny tao anatiny indrindra ny vahoakan'i Jerosalema" na 2) tian'ilay niteny hihiaka ho an'i Yaveh ireo manda.

mandan'ny zanakavavin'i Ziona...eo an-joron-dalana rehetra

Miresaka amin'ireo mandan'i Jerosalema ny mpanoratra. Tiany hanao izay lazainy mba hataon'ireo manda ny vahoakan'i Jerosalema.

zanakavavin'i Ziona

Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto.

Arotsaho tahaka ny renirano...ny ranomasonao

"Mitomania be"

andro aman'alina

"amin'ny fotoana rehetra"

Aza manome fitsaharana ho an'ny tenanao

"Aza avela hitsahatra ny tenanao"

amin'ny fiandohan'ny fiambenana alina

"fotoana maaro mandritra ny alina" izany dia, ny fotoana rehetra hiasan'ny mpiambina

Asandrato ho Azy ny tananao

Io dia fihetsika tanterahina matetika rehefa mivavaka.

eo an-joron-dalana rehetra

"izay ihaonan'ny lalana rehetra" na "eo amoron-dalana"