# Nitaraina...ny fon'izy ireo Ireo mety ho heviny dia 1) "Nihiaka tamin'ny tao anatiny indrindra ny vahoakan'i Jerosalema" na 2) tian'ilay niteny hihiaka ho an'i Yaveh ireo manda. # mandan'ny zanakavavin'i Ziona...eo an-joron-dalana rehetra Miresaka amin'ireo mandan'i Jerosalema ny mpanoratra. Tiany hanao izay lazainy mba hataon'ireo manda ny vahoakan'i Jerosalema. # zanakavavin'i Ziona Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto. # Arotsaho tahaka ny renirano...ny ranomasonao "Mitomania be" # andro aman'alina "amin'ny fotoana rehetra" # Aza manome fitsaharana ho an'ny tenanao "Aza avela hitsahatra ny tenanao" # amin'ny fiandohan'ny fiambenana alina "fotoana maaro mandritra ny alina" izany dia, ny fotoana rehetra hiasan'ny mpiambina # Asandrato ho Azy ny tananao Io dia fihetsika tanterahina matetika rehefa mivavaka. # eo an-joron-dalana rehetra "izay ihaonan'ny lalana rehetra" na "eo amoron-dalana"